Palaô
Fiseho
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/4/48/Flag_of_Palau.svg/220px-Flag_of_Palau.svg.png)
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/5/57/Palau_on_the_globe_%28Southeast_Asia_centered%29_%28small_islands_magnified%29.svg/220px-Palau_on_the_globe_%28Southeast_Asia_centered%29_%28small_islands_magnified%29.svg.png)
I Palaô na ny Repoblikan' i Palaô dia firenena ao Ôseania.
Ny renivohiny dia i Ngerulmud, Melekeok State. Ny tanàna lehibe indrindra dia i Koror. 459 km2 ny velarany ary
20,956 ny isan' ny mponiny araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2011. Ny faritr' ora dia +9.
Atao amin' ny teny palaôana hoe Belau na Beluu er a Belau izy ary amin' ny teny anglisy hoe Palau na Republic of Palau.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Firenena ao Ôseania: Aostralia - Nosy Koky - Fijy - Kiribaty - Nosy Marsaly - Mikrônezia - Naoro - Nioe - Zelandy Vaovao - Palaô - Papoazia-Ginea-Vaovao - Nosy Sôlômôna - Samôa - Tônga - Tovalo - Vanoato.