Lakroa
Fiseho
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/b/b5/Cross2.svg/151px-Cross2.svg.png)
Ny lakroà na vokovoko dia marika ara-pivavahana ampiasana betsaka maneran-tany. Manana endrika be dia be izy, fa ny tena mahazatra ny ankamaroan' ny olona amin' izao fotoana izao dia ilay ampiasain' ny fiangonana Kristianina (hazo fijaliana).
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Fampianarana loterana momba ny hazo fijaliana: tsindrio eto