Aller au contenu

Klaipėda

Avy amin'i Wikipedia

55°42′N 21°08′E / 55.700°N 21.133°E / 55.700; 21.133

Klaipėda
-
Velarantany NC
Isam-ponina 166,861 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Litoania
Faritany NC
Faritra NC

Klaipėda, (alemà:Memel), dia tanàna seranan-tsambo any  Litoania misy mponina 166.861

Ny Fiadanana ao amin'ny Farihy Melno tamin'ny 1422 dia nametraka ny sisin-tanin'ny Duchy de Prosia sy Litoania; Nijanona tany Prosia i Klaipėda (Memel) mandra-pahatongan'ny faharesen'ny Alemana taorian'ny Ady Lehibe Voalohany.

Tanàna ao Litoania

[hanova | hanova ny fango]

Vilnius, Kaunas, Klaipėda, Šiauliai, Alytus

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]