Kanji
![]() |
Soratra ny teny Japônezy |
kanji (漢字) :
|
kana (仮名) :
Fampiasana manokana :
|
rōmaji :
|

Ny kanji dia fomba fandroratana iray amin'ilay telo fomba fandroratana Japônezy ; miarak'aminy Hiragana sy ny Katakana
Dika
[hanova | hanova ny fango]Ny kanji (漢字 dika sinoa-japônezy ; hànzì aminy teny sinoa) dia sinograma (字) avy any aminy taona Han (漢) miasa aminy teny Japônezy ary voahindrana taminy Sinoa
Tantara
[hanova | hanova ny fango]Ny Kanji ofisialy
[hanova | hanova ny fango]Taminy fanombohanan'ny taonjato faha 20, nisy ny refôrma na tsipelina faha voasakan'ny mpitondra ilay izy, teo arinan'ny ady be faha 2 ny refôrma voa tena nisy.
Misy aloha ny refôrma eo amin'ny fampiasana soratra silabika ; tsy fônetika intsony sy dikany ; ny soratra miarak'aminy kana mampandray an-tsoratra ny teny japônezy ; afatsy ny zavatra gramatikaly monosilabika (silaby tokana), ny fehezanteny japonezy mety afaka raisana an-soratra raha manarak'aminy didy tsotra.
Nanaraka aveo ny refôrma ny kanji sy ny fampiasana azy. voateny ny lisitra ny kanji mihasa be ny tōyō kanji (当用漢字) manana lohavy miemirika sorakaliana 1850.
Tokony fantatran'ny mpianatra ny 886 amin'ireo rehefa mivoaka eo arinan'ny taona fianarana (mandritry ny 6 taona).
Nitsohorina ny sinograma maro. nihampy sinôgrama 92 ny tōyō kanji taminy 1951
Nisy refôrma afa nataon'ny ministera ny fianarana tao arinan'io.
- Ny jōyō kanji taminy taona 1981
- Ny jinmeiyō kanji taminy taona 1990
Ny kanji taloha, ny kyūjitai (旧字体)
[hanova | hanova ny fango]Misy kanji maro nisolo tareha oatra :
國 (kyujitai) =国
Fampiasana
[hanova | hanova ny fango]Famakiana sy ny fitenenana
[hanova | hanova ny fango]famakiana On'yomi
[hanova | hanova ny fango]
famakiana Kun'yomi
[hanova | hanova ny fango]
Oatra
[hanova | hanova ny fango]Fikilasiana
[hanova | hanova ny fango]Isan'tsipika
[hanova | hanova ny fango]Isa-pototeny
[hanova | hanova ny fango]Ny mpiorina ny ankabiazan'ny kanji dia anaty ny isa-pototeny 214 :
Lisitry ny Kanji 214
[hanova | hanova ny fango]
|
73 曰 miteny |
144 行 andeha |
Kilasy ny Kanji tokony fantatra any am'pianarana
[hanova | hanova ny fango]Kanji ofisialy
[hanova | hanova ny fango]

