Gdańsk
54°20′51″N 18°38′43″E / 54.3475°N 18.645278°E
Gdańsk
| |||
Velarantany | 261,96 km2 | ||
Isam-ponina | 464 293 mponina | ||
Tanànan-dehibe | 1 080 700 mponina | ||
Ben'ny tanàna | Paweł Adamowicz | ||
Firenena | Polonia | ||
Faritany | Voïvodie Pomerania | ||
Faritra | NC |
I Gdańsk (Alemàna: Danzig) dia tanàna ao amin'ny faritanin'i Voïvodie Pomerania (fiteny poloney: Województwo pomorskie) ny Polonia. Manana mponina miisa 464 293 mponina. Ny tanàna de Gdańsk manana amorontsiraka amin'ny ranomasina Baltika.
Tantara
[hanova | hanova ny fango]Noho ny fepetran'ny Fifanarahana Versailles tamin'ny 1920, dia nisaraka tamin'ny Empira Alemàna i Gdańsk sy ny manodidina ary nanambara fa fanjakana mahaleo tena, ny Tanànan'i Danzig Afaka, tamin'ny 15 Novambra 1920. Ny mponina dia 95% Alemana ary 3% Poloney.
Lahatsoratra antsipirihany : Ady Lehibe Faharoa
Ady lehibe faharoa
[hanova | hanova ny fango]Notafihan'ny Alemanina ny 1 Septambra 1939 tamin'ny 4h45 i Polonia (Gdańsk, Fiteny frantsay: Bataille de Westerplatte). Tamin'ny 17 Septambra 1939, araka ny fifanarahana miavina nataon'i Molotov sy Ribbentrop (fifanarahana alemanina-sovietika) dia manafika ny lafy atsinanan'i Polonia ny tafika sovietika. Rakotra tanteraka ny tafika poloney.
Tamin'ny 1945 dia nandresy an'i Danzig ny Tafika Mena ary novonoina na noroahina ny mponina alemà.
Polonina tamin'ny 1945
[hanova | hanova ny fango]Taorian'ny fakana an-keriny sy ny fanesorana ny ankamaroan'ny mponina alemà tamin'ny Martsa 1945, dia novana anarana Gdańsk i Danzig ary nampidirina tany Polonina.
Efa tao anatin'ny volana voalohany taorian'ny ady dia noroahin'ny fitondrana poloney tao Gdansk ny mponina teo an-toerana, afa-tsy vitsivitsy. Tamin’ny 1 Janoary 1949, dia olona 13 424 no mbola nipetraka tany Gdańsk.
Distrika
[hanova | hanova ny fango]A tanàna Gdańsk dia mizara ho distrika 34:
- Aniołki, Brętowo, Brzeźno, Jasień, Kokoszki, Krakowiec-Górki Zachodnie, Letnica, Matarnia, Młyniska, Nowy Port, Oliwa, Olszynka, Orunia-Św. Wojciech-Lipce, Osowa, Przeróbka, Przymorze Małe, Rudniki, Siedlce, Sobieszewo Island, Stogi, Strzyża, Suchanino, Ujeścisko-Łostowice, VII Dwór, Wzgórze Mickiewicza, Zaspa-Młyniec, Zaspa-Rozstaje ary Żabianka-Wejhera-Jelitkowo-Tysiąclecia.
Fanabeazana
[hanova | hanova ny fango]- Anjerimanontolon'i Gdańsk, (fiteny anglisy: University of Gdańsk)
- Anjerimanontolon'i fitsaboan'i Gdańsk, (fiteny anglisy: Gdańsk Medical University)
- Akademian'ny mozika ao Gdańsk, Gdańsk Musical Academy (fiteny poloney: Akademia Muzyczna im. Stanisława Moniuszki w Gdańsku)
- Akademian'ny Politécnica ao Gdańsk, (fiteny anglisy: Gdańsk University of Technology)
Kolontsaina sy fialamboly
[hanova | hanova ny fango]Teatra
[hanova | hanova ny fango]- Teatra / Gdański Teatr Szekspirowski, (fiteny anglisy: Gdańsk Shakespeare Theatre)
- Teatra / Miniatura
- Teatra / Wybrzeże
Mozika
[hanova | hanova ny fango]- Polish Baltic Philharmonic (fiteny poloney: Filharmonia Bałtycka)
- Opera Bałtycka , (fiteny anglisy: Baltic State Opera)[1]
Haino aman-jery
[hanova | hanova ny fango]- TVP 3 Gdańsk
- Telewizja EiA
- Radio Gdańsk
- Radio Plus Gdańsk
- Radio Złote Przeboje
Fanatanjahantena
[hanova | hanova ny fango]- Lechia Gdańsk - dia klioba baolina kitra matianina ao Białystok ao amin'ny Polonia
- AZS Gdańsk - kliobana basketball
Olo-malaza avy ao Gdańsk
[hanova | hanova ny fango]- Arthur Schopenhauer,
- Gabriel Fahrenheit,
- Krzysztof Arciszewski, injeniera
- Lech Wałęsa, président d'Polonia
- Łukasz Szukała, mpilalao baolina kitra
- Tomasz Wałdoch, pilalao baolina kitra
Tanàna namana
[hanova | hanova ny fango]Sary
[hanova | hanova ny fango]Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Gdańsk |
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Ady Lehibe Faharoa
- ((en)), ((de)), ((pl)) Ny mpanolotsain'ny tanànan'ny Gdańsk Archived Febroary 22, 2011 at the Wayback Machine
- ((en)) VisitGdańsk Archived Janoary 18, 2018 at the Wayback Machine