tehina
Apparence
Malagasy
[Ovay]Anarana iombonana
Singiolary | Ploraly | |
---|---|---|
1 | tehiko | tehinay, tehintsika |
2 | tehinao (tenim-paritra) tehin'angao |
tehinareo |
3 | tehiny (tenim-paritra) tehin'anjy |
(Sihanaka) tehin-jareo |
K- | tehin' tehin- tehim- |
- Tapakazo lavalava namboarina ho amin'ny dia na hanohantohanana ny famindra[1]
- (Ohatra tsy ampy)
Dikan-teny
- italiana : bordone
- ↑ Rakibolana Malagasy (1985) nosoratan'i Rajemisa-Raolison