Aller au contenu

mihodina

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « mihodina » Etimôlôjia

Matoanteny

mihodina miʔudinạ ⋅ (sokajin-drima ‑udinḁ)

  1. Mitsimbadika eo ihany ka ny ambany tonga ambony na ny tany ankavia lasa any ankavanana ary dia mifandimby hatrany toy izany[1]
    • (Ohatra tsy ampy)
  1. Rakibolana Malagasy (1985) nosoratan'i Rajemisa-Raolison