Aller au contenu

Sydney

Avy amin'i Wikipedia

33°51′S 151°12′E / 33.850°S 151.200°E / -33.850; 151.200

Sydney (Aostralia)
Velarantany 2 194,2 km2
Isam-ponina 4,698,656 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena Aostralia
Faritany Valesa Atsimo Vaovao
Faritra NC
City of Sydney

Sydney dia renivohitry ny fanjakana Aostraliana any Valesa Atsimo Vaovao ary misy mponina 4.700.000 tapitrisa eo ho eo (hatramin'ny 2021), tanàna lehibe indrindra any Aostralia (hatramin'ny 2021).

Niorina tamin'ny 26 Janoary 1788, i Sydney izao no foibe indostrialy, ara-barotra ary ara-bola any Aostralia ary toerana fizahan-tany lehibe. Anjerimanontolo maro, tranombakoka ary galleries no hita ao amin'ny metropolis.



Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Aostralia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.