Manica
Fiseho
19°06′59″S 33°29′00″E / 19.116390°S 33.483330°E
Manica dia faritany ao Mozambika. 62 272 km2 ny velarantaniny ary 1 945 994 ny isam-poniny (fanisana 2017). Ny faritany dia voahodidin'i Zimbaboe any andrefana, Faritanin'i Tete any avaratra andrefana, Faritany Sofala any atsinanana, Reniranon'i Save any atsimo, ary ony Zambezi any avaratra atsinanana. Chimoio no renivohitry ny faritany. Ny tendrombohitra avo indrindra any Mozambika, ny Tendrombohitra Binga (2436 m), dia ao amin'io faritany io[5] akaikin'ny sisintany amin'i Zimbaboe.
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Manica province |