Aller au contenu

Kilômetatra

Avy amin'i Wikipedia

Ny kilômetatra (km) na kilaometatra dia singam-pandrefasana voasintona avy amin' ny metatra. Misy arivo (1 000) metatra ny iray kilômetatra.

1 km = 103 m = 1 000 m

Io singam-pandrefesana io dia ampiasaina amin' ny fandrefesana ny halavan' ny lalana na ny halaviran' ny tanàna.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]