Aller au contenu

Gilaky (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia

Ny Gilaky na Gilany dia vahoaka iraniana monina ao amin' ny tapany avaratr' i Iràna, ao amin' ny faritanin' i Gilan. Izy ireo no vondrom-poko lehibe ao amin' io faritraio. Ny Gilaky, miaraka amin' ny Mazandarany, izay akaiky azy, dia ampahan' ny vahoaka kaspiana ihany koa, izay monina ao amin' ny faritra atsimo sy atsimo-atsinanan' ny morontsiraky ny Ranomasina Kaspiana. Miteny gilaky, izay anisan' ny fiteny iraniana sady manakaiky ny fiteny mazandarany, ny vahoaka gilaky.

Ny vahoaka gilaky dia tombanana any amin' ny 3 000 000 sy 4 000 000 tamin' ny taona 2006. Manam-pifandraisana akaiky amin' ny Mazandarany sy ny vahoakan' i Kaokazy (Jeôrjiana sy Armeniana ary Azery na Azerbaijaney) koa izy ireo.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]