Gôliata
Fiseho
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/4/48/Osmar_Schindler_David_und_Goliath.jpg/220px-Osmar_Schindler_David_und_Goliath.jpg)
I Gôliata, izay atao hoe Gôliata avy any Gata, dia ilay lehilahy goavana niady tamin' i Davida mpiandry ondry ka matiny tamin' ny tora-bato amin' antsamontady. Ao amin' ny toko faha-17 ao amin' ny Boky voalohan' i Samoela no ahitana ny tantarany.