Faritanin' i Toliara
Ny Faritanin' i Toliara dia anisan' ireo faritany enina eto Madagasikara. Izy no faritanin' i Madagasikara lehibe indrindra raha ny velarana no jerena; any amin' ny tapany atsimo-andrefan' ny nosy no misy azy; misy ny seranan-tsambo ao amin' ny lakandranon' i Mozambika.
Ny anarana hoe Toliara dia anarana ofisialin' ilay tanàna nanomboka tamin' ny fanagasiana tamin' ny taona 1970 tamin' ny fanagasiana ny anaran-tanàna nitondra anarana frantsay, ny anaran-tanàna fotsiny no tena niova fa ny anaran-dalana mitovy ihany. 936 km miala ao Antananarivo no misy ny renivohiny, dia ny tanànan' i Toliara.
Tsy vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha vondrom-paritra itsinjaram-pahefana azy tamin' ny Lalàmpanorenan' ny taona 2010 na dia tsy voahaja aza izany.
Faritra sy distrika
[hanova | hanova ny fango]I Toliara dia faritany mizara ho faritra efatra dia ireto avy:
Ireto kosa ny distrika isaky ny faritra:
Faritra Atsimo Andrefana
[hanova | hanova ny fango]Ao amin' ny faritra Atsimo-Andrefana no misy ny renivohitry ny Faritanin' i Toliara. Indreto ny distrika ao amin' io faritra io:
- 3. Distrikan' Ampanihy
- 4. Distrikan' Ankazoabo
- 8. Distrikan' i Benenitra
- 9. Distrikan' i Beroroha
- 10. Distrikan' i Betioky
- 15. Distrikan' i Morombe
- 17. Distrikan' i Sakaraha
- 19. Distrikan' i Toliara II
- 20. Distrikan' i Toliara I
Faritra Androy
[hanova | hanova ny fango]Ny renivohitry ny faritra Androy dia Ambovombe. Indreto ny distrika ao amin' io faritra io:
Faritra Menabe
[hanova | hanova ny fango]Ny renivohitry ny faritra Menabe dia i Morondava. Indreto ny distrika ao amin' io faritra io:
- 7. Distrikan' i Belo-Tsiribihina
- 12. Distrikan' i Mahabo
- 13. Distrikan' i Manja
- 14. Distrikan' i Miandrivazo
- 16. Distrikan' i Morondava
Faritra Anosy
[hanova | hanova ny fango]Ny renivohitry ny faritra Anosy dia i Taolagnaro na Taolanaro. Indreto ny distrika ao amin' io faritra io:
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Faritany eto Madagasikara:
- Faritanin' Antananarivo
- Faritanin' Antsiranana
- Faritanin' i Fianarantsoa
- Faritanin' i Mahajanga
- Faritanin' i Toamasina
- Faritanin' i Toliara
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]Lahatsoratra samihafa
- "Lois annotées sur la décentralisation", fes.de
- Madagascar: Profil des marchés pour les évaluations d’urgence de la sécurité alimentaire [1] Archived Septambra 26, 2007 at the Wayback Machine
Didy aman-dalàna
- "Loi n°2014-020 du 27 septembre 2014 Relative aux ressources des Collectivités territoriales décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes Archived Desambra 11, 2022 at the Wayback Machine.", ceni-madagascar.mg
- "Loi organique n° 2014-018 du 12 septembre 2014 régissant les compétences, les modalités d’organisation et de fonctionnement des Collectivités territoriales décentralisées, ainsi que celles de la gestion de leurs propres affaires Archived Jiona 30, 2023 at the Wayback Machine.", dgfag.mg
- "Loi n°2015-002 complétant l’annexe n°01 de la loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014 relative aux ressources des Collectivités territoriales décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes Archived Novambra 11, 2021 at the Wayback Machine.", ceni-madagascar.mg
- "Loi n° 2021-012 modifiant l’annexe n° 01 de la Loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014, modifiée et complétée par la Loi n° 2018-011 du 11 juillet 2018, relative aux ressources des Collectivités Territoriales Décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes" (pdf), assemblee-nationale.mg