Borsa
Apparence
Ny tao hoe borsa dia, trano an'olona na tsia, ahafahana mifanakalo zavatra na tao ara-bola ary mametraka ny vidiny. Samihafa :
- Ny borsa fivarotana, toerana ifanankalozana ny entam-barotra ;
- Ny borsan'ny sanda, isian'ny sandan'ny orinasa.
Raha ampiasaina fotsiny amin'izao, ny teny borsa dia midika borsa ny sanda.
Ny ohatra borsa malaza eto amin'izao tontolo izao dia ny NASDAQ, manana ny foibeny any New York, any Etazonia.