Aller au contenu

Sokitra

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 27 Jiona 2023 à 16:50 nataon'i Johannnes89 (dinika | fandraisan'anjara) (Reverted 1 edit by 178.209.51.245 (talk): -crosswiki spam (TwinkleGlobal))
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

Ny sokitra dia fanamboarana sary na soratra amin' ny hazo na vato na zavatra mivaingana hafa izay fandrahana mba hampiseho faritra mivohitra na lempona. Ny vokatra azo avy amin' izany dia ny sary sokitra.