Pelagio (teôlôjiana)
Fiseho

I Pelagio dia moanina asketika bretôna izay noheverin' ny Eglizy Katôlika fa manana hevitra hafahafa momba ny toetran' ny fahasoavan' Andriamanitra ka natao hoe mpampianatra finoan-diso tamin' ny taona 418. Nomena ny anarana hoe pelagianisma ny foto-pampianarany.