Negrô (vahoaka)
Fiseho

Ny Negrô na Negra na Afrikana mainty hoditra dia ireo vahoaka mainty hoditra aty Afrika atsimon' i Sahara na manam-piaviana avy aty na dia tsy monina aty. Ny teny hoe negrô dia mifono fanaratsiana teo amin' ny tantaran' ny fifandraisan' i Afrika sy ny Eorôpeana izay nanandevo ny Afrikana maity hoditra.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Fanasokajiana ara-bolon-koditra ny olombelona