Madeira
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Madera)
I Madeira dia vondronosy pôrtogey ao amin' ny Ranomasimbe Atlantika. Faritra miazaka-tena i Madeira (pôrtogey: Região Autónoma da Madeira) ary i Funchal no renivohiny. Noho izy an' i Pôrtogaly dia mpikambana ao amin' ny Vondrona Eorôpeana ny tanin' i Madeira.